Levitikosy 19:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Aza mivily hanaraka ireo andriamanitra tsy misy dikany,+ ary aza manao andriamanitra amin’ny metaly narendrika.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo. Isaia 45:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Miangòna ka avia!+ Mivoria ianareo sisa niangana avy any amin’ireo firenena.+ Samy tsy nisy nahazo fahalalana ireo mitondra ny sary sokitra hazo sy ireo mivavaka amin’ny andriamanitra tsy mahavonjy.+ 1 Korintianina 8:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ny amin’ny fihinanana+ sakafo atolotra ho an’ny sampy, dia fantatsika fa tsinontsinona velively ny sampy,+ ary tsy misy Andriamanitra afa-tsy iray ihany.+
4 Aza mivily hanaraka ireo andriamanitra tsy misy dikany,+ ary aza manao andriamanitra amin’ny metaly narendrika.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
20 “Miangòna ka avia!+ Mivoria ianareo sisa niangana avy any amin’ireo firenena.+ Samy tsy nisy nahazo fahalalana ireo mitondra ny sary sokitra hazo sy ireo mivavaka amin’ny andriamanitra tsy mahavonjy.+
4 Ny amin’ny fihinanana+ sakafo atolotra ho an’ny sampy, dia fantatsika fa tsinontsinona velively ny sampy,+ ary tsy misy Andriamanitra afa-tsy iray ihany.+