Deoteronomia 33:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Tsy misy tahaka an’ilay Andriamanitr’i+ Jesorona,+Izay mitaingina ny lanitra mba hamonjy anao,+Eny, mitaingina ny lanitra feno rahona izy, amin’ny fahamboniany.+ Salamo 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ry Jehovah Tomponay ô, heni-kaja eran-tany ny anaranao,+Tantaraina any ambonin’ny lanitra ny voninahitrao!+
26 Tsy misy tahaka an’ilay Andriamanitr’i+ Jesorona,+Izay mitaingina ny lanitra mba hamonjy anao,+Eny, mitaingina ny lanitra feno rahona izy, amin’ny fahamboniany.+
8 Ry Jehovah Tomponay ô, heni-kaja eran-tany ny anaranao,+Tantaraina any ambonin’ny lanitra ny voninahitrao!+