Salamo 28:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 I Jehovah no heriko+ sy ampingako.+Izy no itokian’ny foko.+Nanampy ahy izy ka faly ny foko,+Ary ny hirako no hiderako azy.+ 1 Timoty 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Izany fampianarana mahasoa izany dia araka ny vaovao tsara be voninahitr’ilay Andriamanitra falifaly.+ Ary nankininy tamiko izany vaovao tsara izany.+
7 I Jehovah no heriko+ sy ampingako.+Izy no itokian’ny foko.+Nanampy ahy izy ka faly ny foko,+Ary ny hirako no hiderako azy.+
11 Izany fampianarana mahasoa izany dia araka ny vaovao tsara be voninahitr’ilay Andriamanitra falifaly.+ Ary nankininy tamiko izany vaovao tsara izany.+