Salamo 97:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 97 Lasa mpanjaka i Jehovah!+ Aoka hifaly ny tany.+Aoka hiravoravo ny nosy maro.+ Salamo 98:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Manaova horakora-pandresena ho an’i Jehovah, ry mponin’ny tany manontolo.+Mifalia sy mihobia ary manaova hira fiderana.+
4 Manaova horakora-pandresena ho an’i Jehovah, ry mponin’ny tany manontolo.+Mifalia sy mihobia ary manaova hira fiderana.+