Salamo 122:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Any no iakaran’ireo foko,+Dia ireo fokon’i Jah,+Araka ny fampahatsiahivana nomeny ho an’ny Israely,+Mba hisaotra ny anaran’i Jehovah.+
4 Any no iakaran’ireo foko,+Dia ireo fokon’i Jah,+Araka ny fampahatsiahivana nomeny ho an’ny Israely,+Mba hisaotra ny anaran’i Jehovah.+