FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 149:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 149 Miderà an’i Jah!+

      Mihirà hira vaovao ho an’i Jehovah,+

      Mihirà fiderana ho Azy eo anivon’ny fiangonan’ny olona tsy mivadika.+

  • Isaia 43:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 eny, ilay vahoaka noforoniko ho ahy mba hitantara ny zavatra mendri-piderana nataoko.+

  • Kolosianina 3:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Aoka ny tenin’i Kristy hitoetra betsaka ao anatinareo, ka hanana ny fahendrena+ rehetra ianareo. Mifampianara+ sy mifananara mandrakariva amin’ny salamo+ sy ny fiderana an’Andriamanitra ary ny hira mahafinaritra momba an’Andriamanitra,+ ka mihirà amin’ny fo ho an’i Jehovah.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara