1 Tantara 25:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary ny avy amin’i Jedotona+ dia i Gedalia,+ Zery,+ Jesaia,+ Simey, Hasabia ary Matitia.+ Zanak’i Jedotona izy enina ireo, sady teo ambany fiadidian’i Jedotona rainy, izay naminany niaraka tamin’ny harpa mba hisaorana sy hiderana an’i Jehovah.+
3 Ary ny avy amin’i Jedotona+ dia i Gedalia,+ Zery,+ Jesaia,+ Simey, Hasabia ary Matitia.+ Zanak’i Jedotona izy enina ireo, sady teo ambany fiadidian’i Jedotona rainy, izay naminany niaraka tamin’ny harpa mba hisaorana sy hiderana an’i Jehovah.+