2 Samoela 7:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nandritra ny fotoana nandehandehanako teo amin’ny zanak’Israely rehetra,+ moa ve efa nisy iray tamin’ny fokon’ny Israely,+ izay nodidiako hiandry ny Israely oloko, mba efa nilazako hoe: ‘Nahoana ianareo no tsy nanorina trano sedera ho ahy?’”’
7 Nandritra ny fotoana nandehandehanako teo amin’ny zanak’Israely rehetra,+ moa ve efa nisy iray tamin’ny fokon’ny Israely,+ izay nodidiako hiandry ny Israely oloko, mba efa nilazako hoe: ‘Nahoana ianareo no tsy nanorina trano sedera ho ahy?’”’