20 Ary nanatanteraka ny teniny i Jehovah+ mba hitsanganako handimby an’i Davida raiko sy hipetrahako eo amin’ny seza fiandrianan’ny Israely,+ araka izay efa nolazain’i Jehovah, sy mba hanaovako trano ho an’ny anaran’i Jehovah Andriamanitry ny Israely,+