Genesisy 36:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Bela zanakalahin’i Beora no nanjaka tany Edoma,+ ary Dinaba no anaran’ny tanànany.