1 Samoela 15:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia hoy i Samoela: “Efa norovitin’i Jehovah hiala+ aminao ny fanjakan’ny Israely androany, ka homeny ho an’olona tsara kokoa noho ianao.+ 1 Tantara 10:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 fa tsy nanontany an’i Jehovah.+ Koa novonoin’Andriamanitra izy, ka nafindrany tamin’i Davida zanak’i Jese ny fanjakana.+
28 Dia hoy i Samoela: “Efa norovitin’i Jehovah hiala+ aminao ny fanjakan’ny Israely androany, ka homeny ho an’olona tsara kokoa noho ianao.+
14 fa tsy nanontany an’i Jehovah.+ Koa novonoin’Andriamanitra izy, ka nafindrany tamin’i Davida zanak’i Jese ny fanjakana.+