Efesianina 3:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary ho an’ilay afaka manao mihoatra noho izay rehetra angatahintsika na eritreretintsika,+ eny, mihoatra lavitra noho izany mihitsy aza, araka ny heriny izay miasa+ ao anatintsika,
20 Ary ho an’ilay afaka manao mihoatra noho izay rehetra angatahintsika na eritreretintsika,+ eny, mihoatra lavitra noho izany mihitsy aza, araka ny heriny izay miasa+ ao anatintsika,