Genesisy 10:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary nanan-taranaka koa i Sema. Razamben’ny zanakalahin’i Ebera+ rehetra izy sady rahalahin’i Jafeta izay zokiny indrindra.
21 Ary nanan-taranaka koa i Sema. Razamben’ny zanakalahin’i Ebera+ rehetra izy sady rahalahin’i Jafeta izay zokiny indrindra.