FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 6:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 dia enga anie ianao hihaino any an-danitra, any amin’ny fonenanao,+ ka manaova araka izay rehetra iantsoan’ny vahiny anao,+ mba hahafantaran’ny firenena rehetra eto an-tany ny anaranao,+ sy hatahorany+ anao toy ny atahoran’ny Israely olonao anao, ary hahafantarany fa ny anaranao no efa nantsoina teto amin’ity trano naoriko ity!+

  • Salamo 72:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Hoderaina mandritra ny fotoana tsy voafetra anie ny anarany be voninahitra,+

      Ary aoka ny voninahiny hameno ny tany manontolo!+

      Amena! Amena!

  • Matio 6:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Koa mivavaha toy izao ianareo:+

      “‘Rainay izay any an-danitra, hohamasinina+ anie ny anaranao!+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara