16 Aoka anefa izy tsy hampitombo ny isan’ny soavaliny,+ na hampiverina ny olona ho any Ejipta mba hahazoana soavaly maro.+ Efa niteny taminareo mantsy i Jehovah hoe: ‘Aza miverina amin’io lalana io intsony.’
6 Ary hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Aza matahotra noho ny amin’ireo,+ fa rahampitso tokotokony ho amin’ny ora toy izao no hanolorako azy rehetra ho faty eo an-tanan’ny Israely. Hotapahinao ny hoza-tongotry ny soavaliny,+ ary hodoranao ny kalesiny.”+