2 Samoela 8:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nametraka toby miaramila+ tany Damaskosin’i Syria i Davida. Dia lasa mpanompony ny Syrianina, ka nandoa hetra taminy.+ Ary novonjen’i Jehovah foana i Davida, na taiza na taiza nalehany.+ Ohabolana 13:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hamela lova ho an’ny zafikeliny ny olona tsara toetra, ary ny harenan’ny mpanota kosa tehirizina ho an’ny marina.+
6 Nametraka toby miaramila+ tany Damaskosin’i Syria i Davida. Dia lasa mpanompony ny Syrianina, ka nandoa hetra taminy.+ Ary novonjen’i Jehovah foana i Davida, na taiza na taiza nalehany.+
22 Hamela lova ho an’ny zafikeliny ny olona tsara toetra, ary ny harenan’ny mpanota kosa tehirizina ho an’ny marina.+