1 Tantara 17:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary homba anao aho na aiza na aiza alehanao,+ ka haringako tsy ho eo anoloanao ny fahavalonao+ rehetra. Dia hataoko malaza tokoa ny anaranao,+ toy ny anaran’ny olo-malaza eny ambonin’ny tany.+
8 Ary homba anao aho na aiza na aiza alehanao,+ ka haringako tsy ho eo anoloanao ny fahavalonao+ rehetra. Dia hataoko malaza tokoa ny anaranao,+ toy ny anaran’ny olo-malaza eny ambonin’ny tany.+