23 Dia hoy i Jehovah taminy: “Firenena roa no ao an-kibonao,+ ary vahoaka roa no hisaraka avy ao anatinao.+ Ny vahoaka iray hahery noho ny iray,+ ary ny zokiny hanompo ny zandriny.”+
40 Ny sabatrao no hivelomanao,+ ary ny rahalahinao no hotompoinao.+ Ary rehefa tsy mahalefitra intsony ianao, dia hotapahinao hiala amin’ny vozonao ny ziogany.”+