Isaia 32:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary ratsy ny fanaon’ny olona maty eritreritra.+ Fa torohevitra mahatonga fitondran-tena baranahiny+ no omeny, mba hanimbana ny ory amin’ny lainga,+ rehefa misy mahantra milaza zavatra ara-drariny.
7 Ary ratsy ny fanaon’ny olona maty eritreritra.+ Fa torohevitra mahatonga fitondran-tena baranahiny+ no omeny, mba hanimbana ny ory amin’ny lainga,+ rehefa misy mahantra milaza zavatra ara-drariny.