1 Tantara 19:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa nandroso teo anoloan’ny Syrianina i Joaba sy ny olona niaraka taminy mba hiady.+ Dia nandositra+ teo anoloan’izy ireo ny Syrianina. Salamo 33:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tsy misy mpanjaka ho voavonjy na dia manana tafika maro be aza,+Ary ny olona matanjaka dia tsy ho voavonjin’ny hery lehibe ananany.+
14 Koa nandroso teo anoloan’ny Syrianina i Joaba sy ny olona niaraka taminy mba hiady.+ Dia nandositra+ teo anoloan’izy ireo ny Syrianina.
16 Tsy misy mpanjaka ho voavonjy na dia manana tafika maro be aza,+Ary ny olona matanjaka dia tsy ho voavonjin’ny hery lehibe ananany.+