Salamo 25:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Noho ny anaranao, Jehovah ô,+Dia mamelà ny fahadisoako, fa lehibe izany.+ Salamo 51:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Iantrao aho Andriamanitra ô, araka ny hatsaram-panahinao feno fitiavana.+Koseho ny fahadisoako, araka ny haben’ny famindram-ponao.+
51 Iantrao aho Andriamanitra ô, araka ny hatsaram-panahinao feno fitiavana.+Koseho ny fahadisoako, araka ny haben’ny famindram-ponao.+