Levitikosy 26:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Rehefa hotapahiko ny hazo fihantonan’ny mofo boribory fihinanareo,+ dia ho lafaoro iray monja no hanaovan’ny vehivavy folo ny mofonareo, ary hozarainy aminareo izany ka hoferana ny lanjany.+ Dia hihinana ianareo nefa tsy ho voky.+
26 Rehefa hotapahiko ny hazo fihantonan’ny mofo boribory fihinanareo,+ dia ho lafaoro iray monja no hanaovan’ny vehivavy folo ny mofonareo, ary hozarainy aminareo izany ka hoferana ny lanjany.+ Dia hihinana ianareo nefa tsy ho voky.+