5 Ary mieritreritra ny hanorina trano ho an’ny anaran’i Jehovah Andriamanitro+ aho, araka izay nampanantenain’i Jehovah an’i Davida raiko hoe: ‘Ny zanakao izay hapetrako eo amin’ny seza fiandriananao handimby anao no hanorina ilay trano ho an’ny anarako.’+