Deoteronomia 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Ireto avy ny fitsipika+ sy didim-pitsarana+ ka araho+ tsara, mandritra ny androm-piainanareo any amin’ilay tany+ avelan’i Jehovah Andriamanitry ny razanareo halainareo ho fanananareo: Deoteronomia 17:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Ho eo aminy foana izany, ary hovakiny amin’ny andro rehetra iainany,+ mba hianarany hatahotra an’i Jehovah Andriamaniny ka hitandremany sy hankatoavany izay rehetra voalazan’io lalàna io sy ireto fitsipika ireto.+
12 “Ireto avy ny fitsipika+ sy didim-pitsarana+ ka araho+ tsara, mandritra ny androm-piainanareo any amin’ilay tany+ avelan’i Jehovah Andriamanitry ny razanareo halainareo ho fanananareo:
19 “Ho eo aminy foana izany, ary hovakiny amin’ny andro rehetra iainany,+ mba hianarany hatahotra an’i Jehovah Andriamaniny ka hitandremany sy hankatoavany izay rehetra voalazan’io lalàna io sy ireto fitsipika ireto.+