Levitikosy 19:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Koa tandremo ny lalàko rehetra sy ny didim-pitsarako rehetra, ka ankatoavy.+ Izaho no Jehovah.’” 1 Tantara 28:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary hataoko mafy orina mandritra ny fotoana tsy voafetra ny fanjakany,+ raha mbola tapa-kevitra koa izy ny hankatò ny didiko+ sy ny didim-pitsarako,+ toy izao anio izao.’
7 Ary hataoko mafy orina mandritra ny fotoana tsy voafetra ny fanjakany,+ raha mbola tapa-kevitra koa izy ny hankatò ny didiko+ sy ny didim-pitsarako,+ toy izao anio izao.’