Eksodosy 28:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “Ary alaivo avy eo amin’ny zanak’Israely i Arona rahalahinao sy ny zanany lahy, mba ho eo aminao. Koa hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako+ i Arona+ sy ny zanany lahy, dia i Nadaba, Abiho,+ Eleazara, ary Itamara.+ Hebreo 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Raha misy mahazo izany voninahitra izany, dia tsy noho ny sitrapony+ akory, fa noho ny fiantsoan’Andriamanitra ihany,+ tahaka ny tamin’i Arona.+
28 “Ary alaivo avy eo amin’ny zanak’Israely i Arona rahalahinao sy ny zanany lahy, mba ho eo aminao. Koa hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako+ i Arona+ sy ny zanany lahy, dia i Nadaba, Abiho,+ Eleazara, ary Itamara.+
4 Raha misy mahazo izany voninahitra izany, dia tsy noho ny sitrapony+ akory, fa noho ny fiantsoan’Andriamanitra ihany,+ tahaka ny tamin’i Arona.+