Eksodosy 18:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Eliezera+ kosa no nataony anaran’ny iray, fa hoy izy: “Satria Andriamanitry ny razako no mpanampy ahy, noho izy namonjy ahy tsy ho azon’ny sabatr’i Farao.”+
4 Eliezera+ kosa no nataony anaran’ny iray, fa hoy izy: “Satria Andriamanitry ny razako no mpanampy ahy, noho izy namonjy ahy tsy ho azon’ny sabatr’i Farao.”+