1 Tantara 28:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nanome toromarika momba an’ireto koa izy: Ny fizarana+ misy ny mpisorona sy ny Levita; ny asa fanompoana rehetra ao an-tranon’i Jehovah; ny fitaovana rehetra ampiasaina amin’ny fanompoana ao an-tranon’i Jehovah;
13 Nanome toromarika momba an’ireto koa izy: Ny fizarana+ misy ny mpisorona sy ny Levita; ny asa fanompoana rehetra ao an-tranon’i Jehovah; ny fitaovana rehetra ampiasaina amin’ny fanompoana ao an-tranon’i Jehovah;