Genesisy 38:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary mbola tera-dahy koa izy, ka nataony hoe Sela ny anarany. Tany Akziba i Joda tamin’ny fotoana niterahan-dravehivavy an’i Sela.+
5 Ary mbola tera-dahy koa izy, ka nataony hoe Sela ny anarany. Tany Akziba i Joda tamin’ny fotoana niterahan-dravehivavy an’i Sela.+