FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 4:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Ary rehefa hiainga ny toby, dia tokony ho efa vitan’i Arona sy ny zanany lahy ny fandrakofana ny toerana masina+ mbamin’ny fitaovany rehetra.+ Aorian’izay vao hiditra ny taranak’i Kehata mba hilanja an’ireo,+ nefa tsy hikasika+ ny toerana masina izy ireo sao ho faty. Ireo zavatra ireo no anjara entan’ny taranak’i Kehata ao amin’ny tranolay fihaonana.+

  • Nomery 4:49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 Araka ny baikon’i Jehovah no nanoratana ny anaran’izy ireo tamin’ny alalan’i Mosesy, ka samy nanana ny fanompoany sy ny anjara entany avy ny tsirairay. Nosoratana anarana izy ireo, araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara