Eksodosy 29:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary makà mofo boribory sy mofo* misy menaka ary mofo fisaka, avy ao anatin’ilay harona fasiana mofo tsy misy lalivay, dia ilay harona eo anatrehan’i Jehovah.+ Levitikosy 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “‘Raha zavatra natao tao anaty lafaoro no fanatitra varimbazaha atolotrao, dia tokony hatao amin’ny lafarinina tsara toto izany: Mofo boribory*+ tsy misy lalivay sady nafangaro menaka, na mofo fisaka tsy misy lalivay+ sady nohosorana menaka.+
23 Ary makà mofo boribory sy mofo* misy menaka ary mofo fisaka, avy ao anatin’ilay harona fasiana mofo tsy misy lalivay, dia ilay harona eo anatrehan’i Jehovah.+
4 “‘Raha zavatra natao tao anaty lafaoro no fanatitra varimbazaha atolotrao, dia tokony hatao amin’ny lafarinina tsara toto izany: Mofo boribory*+ tsy misy lalivay sady nafangaro menaka, na mofo fisaka tsy misy lalivay+ sady nohosorana menaka.+