Levitikosy 7:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “‘Ary ny fanatitra varimbazaha rehetra izay natao tao anaty lafaoro,+ na nendasina tao anaty vilany misy menaka,+ na nandrahoina tao anaty lasitra,+ dia an’ilay mpisorona manolotra izany. Eny, ho lasany izany.+
9 “‘Ary ny fanatitra varimbazaha rehetra izay natao tao anaty lafaoro,+ na nendasina tao anaty vilany misy menaka,+ na nandrahoina tao anaty lasitra,+ dia an’ilay mpisorona manolotra izany. Eny, ho lasany izany.+