Levitikosy 22:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Raha manao sorona biby ho sorona fisaorana ho an’i Jehovah+ ianareo, dia ataovy mba hahazoana sitraka izany. Salamo 105:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 105 Misaora an’i Jehovah, miantsoa ny anarany.+Ampahafantaro an’ireo firenena ny zavatra nataony.+ Filipianina 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aza manahy na amin’inona na amin’inona,+ fa amin’ny zava-drehetra, dia ampahafantaro an’Andriamanitra ny fangatahanareo,+ amin’ny alalan’ny vavaka sy ny fitalahoana+ mbamin’ny fisaorana.
29 “Raha manao sorona biby ho sorona fisaorana ho an’i Jehovah+ ianareo, dia ataovy mba hahazoana sitraka izany.
6 Aza manahy na amin’inona na amin’inona,+ fa amin’ny zava-drehetra, dia ampahafantaro an’Andriamanitra ny fangatahanareo,+ amin’ny alalan’ny vavaka sy ny fitalahoana+ mbamin’ny fisaorana.