Eksodosy 6:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary nalain’i Arona ho vadiny i Eliseba, zanakavavin’i Aminadaba sady anabavin’i Nasona.+ Tatỳ aoriana, dia niteraka tamin’i Arona ravehivavy, ka niteraka an’i Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara.+
23 Ary nalain’i Arona ho vadiny i Eliseba, zanakavavin’i Aminadaba sady anabavin’i Nasona.+ Tatỳ aoriana, dia niteraka tamin’i Arona ravehivavy, ka niteraka an’i Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara.+