Nomery 16:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Koa nalain’i Eleazara mpisorona ireo fitondrana afo+ varahina nentin’ireo efa kilan’ny afo. Dia novelezina ho manify ireny mba hapetaka teo amin’ny alitara,
39 Koa nalain’i Eleazara mpisorona ireo fitondrana afo+ varahina nentin’ireo efa kilan’ny afo. Dia novelezina ho manify ireny mba hapetaka teo amin’ny alitara,