Lioka 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nanao ny asa fisoronana teo anatrehan’Andriamanitra i Zakaria, araka ny nanendrena ny fizarana+ nisy azy. Lioka 1:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia nody izy rehefa tapitra ny andro nanaovany fanompoana ho an’ny besinimaro.+
8 Nanao ny asa fisoronana teo anatrehan’Andriamanitra i Zakaria, araka ny nanendrena ny fizarana+ nisy azy.