Genesisy 46:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary ny zanakalahin’i Levy+ dia i Gersona+ sy Kehata+ ary Merary.+ Eksodosy 6:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary ny zanakalahin’i Merary dia i Maly sy Mosy.+ Ireo no fianakaviamben’ny Levita, araka ny taranany avy.+
19 Ary ny zanakalahin’i Merary dia i Maly sy Mosy.+ Ireo no fianakaviamben’ny Levita, araka ny taranany avy.+