1 Mpanjaka 10:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary ny hazo algoma dia nanaovan’ny mpanjaka tohana ho an’ny tranon’i Jehovah+ sy ho an’ny tranon’ny mpanjaka, ary harpa+ sy lokanga+ ho an’ny mpihira. Tsy nisy hazo algoma toy izany intsony tonga tany, na hita tany, mandraka androany. Salamo 81:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Manaova hira fiderana,+ ary makà ampongatapaka+Sy harpa mahafinaritra ary lokanga.+
12 Ary ny hazo algoma dia nanaovan’ny mpanjaka tohana ho an’ny tranon’i Jehovah+ sy ho an’ny tranon’ny mpanjaka, ary harpa+ sy lokanga+ ho an’ny mpihira. Tsy nisy hazo algoma toy izany intsony tonga tany, na hita tany, mandraka androany.