1 Samoela 27:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hoy i Akisy: “Taiza ianareo no nanafika androany?” Dia hoy i Davida:+ “Tany atsimon’i Joda+ sy tany atsimon’ny tanin’ny Jeramelita+ ary tany atsimon’ny tanin’ny Kenita.”+
10 Ary hoy i Akisy: “Taiza ianareo no nanafika androany?” Dia hoy i Davida:+ “Tany atsimon’i Joda+ sy tany atsimon’ny tanin’ny Jeramelita+ ary tany atsimon’ny tanin’ny Kenita.”+