32 Anisan’ny fanompoana nataon’izy ireo tao an-tranon’i Jehovah koa ny fiambenana+ ny tranolay fihaonana sy ny toerana masina,+ ary ny fiambenana ny taranak’i Arona rahalahin’izy ireo.+
24 I Hasabia sy Serebia+ ary Jesoa zanak’i Kadmiela+ no filohan’ny Levita, ary nifanandrify taminy ny rahalahin’izy ireo mba hihira fiderana sy fisaorana, araka ny didin’i+ Davida lehilahin’Andriamanitra, ka nifanandrify ireo antokona mpiambina.