1 Tantara 23:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary ny filohan’ny taranak’i Eliezera dia i Rehabia.+ Tsy nanan-janaka lahy hafa intsony i Eliezera, fa be dia be kosa ny zanakalahin’i Rehabia.
17 Ary ny filohan’ny taranak’i Eliezera dia i Rehabia.+ Tsy nanan-janaka lahy hafa intsony i Eliezera, fa be dia be kosa ny zanakalahin’i Rehabia.