2 Samoela 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Telopolo taona i Davida tamin’izy lasa mpanjaka, ary efapolo taona+ no nanjakany. 1 Tantara 29:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Efapolo taona no nanjakany teo amin’ny Israely,+ ka fito taona tao Hebrona+ ary telo amby telopolo taona tao Jerosalema.+
27 Efapolo taona no nanjakany teo amin’ny Israely,+ ka fito taona tao Hebrona+ ary telo amby telopolo taona tao Jerosalema.+