2 Samoela 23:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary manarakaraka azy i Eleazara+ zanak’i Dodo+ zanak’i Ahohy, anisan’ireo telo lahy mahery niaraka tamin’i Davida, fony izy ireo nihantsy ady tamin’ny Filistinina izay niangona teo mba hiady. Nihemotra ny lehilahy israelita,+ 1 Tantara 11:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary manarakaraka azy i Eleazara+ zanak’i Dodo Ahohita.+ Anisan’ireo telo lahy mahery izy.+
9 Ary manarakaraka azy i Eleazara+ zanak’i Dodo+ zanak’i Ahohy, anisan’ireo telo lahy mahery niaraka tamin’i Davida, fony izy ireo nihantsy ady tamin’ny Filistinina izay niangona teo mba hiady. Nihemotra ny lehilahy israelita,+