1 Samoela 16:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia nantsoin’i Jese i Abinadaba,+ ka nampandaloviny teo anoloan’i Samoela, nefa hoy i Samoela: “Tsy nifidy an’io koa i Jehovah.” 1 Samoela 17:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary lasa nanaraka an’i Saoly tany an’ady ny telo lahy zokiny indrindra tamin’ny zanak’i Jese.+ Ireto avy ny anaran’ireo zanany telo lahy lasa tany an’ady ireo: Eliaba+ no lahimatoa, Abinadaba+ ny faharoa, ary Sama+ ny fahatelo.
8 Dia nantsoin’i Jese i Abinadaba,+ ka nampandaloviny teo anoloan’i Samoela, nefa hoy i Samoela: “Tsy nifidy an’io koa i Jehovah.”
13 Ary lasa nanaraka an’i Saoly tany an’ady ny telo lahy zokiny indrindra tamin’ny zanak’i Jese.+ Ireto avy ny anaran’ireo zanany telo lahy lasa tany an’ady ireo: Eliaba+ no lahimatoa, Abinadaba+ ny faharoa, ary Sama+ ny fahatelo.