Ohabolana 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hihaino ny hendry ka hitombo ny zavatra fantany,+ ary ny mahira-tsaina no mahazo tari-dalana tsara,+ Ohabolana 10:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Avy amin’ny molotry ny mahira-tsaina ny fahendrena,+ fa ny tsorakazo kosa natao ho an’ny lamosin’ny tsy ampy saina.*+ Ohabolana 16:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Izay manana fo hendry no atao hoe mahira-tsaina,+ ary izay manao teny mamy no maharesy lahatra olona.+
5 Hihaino ny hendry ka hitombo ny zavatra fantany,+ ary ny mahira-tsaina no mahazo tari-dalana tsara,+
13 Avy amin’ny molotry ny mahira-tsaina ny fahendrena,+ fa ny tsorakazo kosa natao ho an’ny lamosin’ny tsy ampy saina.*+
21 Izay manana fo hendry no atao hoe mahira-tsaina,+ ary izay manao teny mamy no maharesy lahatra olona.+