2 Samoela 7:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izy no hanorina trano ho an’ny anarako,+ ary hataoko mafy orina mandritra ny fotoana tsy voafetra ny seza fiandrianan’ny fanjakany.+ 1 Mpanjaka 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Fantatrao tsara fa tsy afaka nanao trano ho an’ny anaran’i Jehovah Andriamaniny i Davida raiko noho ny ady+ nataon’ny fahavalony taminy. Niady taminy foana mantsy ireny mandra-panaon’i Jehovah an’ireny ho eo ambany faladiany. 1 Tantara 17:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Mandehana lazao amin’i Davida mpanompoko hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Tsy ianao no hanorina trano hipetrahako.+
13 Izy no hanorina trano ho an’ny anarako,+ ary hataoko mafy orina mandritra ny fotoana tsy voafetra ny seza fiandrianan’ny fanjakany.+
3 “Fantatrao tsara fa tsy afaka nanao trano ho an’ny anaran’i Jehovah Andriamaniny i Davida raiko noho ny ady+ nataon’ny fahavalony taminy. Niady taminy foana mantsy ireny mandra-panaon’i Jehovah an’ireny ho eo ambany faladiany.
4 “Mandehana lazao amin’i Davida mpanompoko hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Tsy ianao no hanorina trano hipetrahako.+