1 Tantara 22:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tonga tamiko anefa ny tenin’i Jehovah hoe: ‘Be dia be ny ra nalatsakao,+ ary efa nanao ady lehibe maro ianao,+ ka tsy mahazo manao trano ho an’ny anarako,+ satria be tokoa ny ra nalatsakao tamin’ny tany teo anatrehako.
8 Tonga tamiko anefa ny tenin’i Jehovah hoe: ‘Be dia be ny ra nalatsakao,+ ary efa nanao ady lehibe maro ianao,+ ka tsy mahazo manao trano ho an’ny anarako,+ satria be tokoa ny ra nalatsakao tamin’ny tany teo anatrehako.