1 Samoela 13:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa izao dia tsy haharitra ny fanjakanao.+ Hahita lehilahy sitraky ny fony i Jehovah,+ ary hotendren’i Jehovah ho mpitarika+ ny vahoakany izy, satria ianao tsy nitandrina an’izay nandidian’i Jehovah anao.”+ 1 Samoela 16:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa nampanalain’i Jese izy. Somary mena ilay zazalahy,+ ary mahafinaritra be ny masony sady tsara tarehy izy. Dia hoy i Jehovah: “Mitsangàna, ka hosory izy, fa io no izy!”+
14 Koa izao dia tsy haharitra ny fanjakanao.+ Hahita lehilahy sitraky ny fony i Jehovah,+ ary hotendren’i Jehovah ho mpitarika+ ny vahoakany izy, satria ianao tsy nitandrina an’izay nandidian’i Jehovah anao.”+
12 Koa nampanalain’i Jese izy. Somary mena ilay zazalahy,+ ary mahafinaritra be ny masony sady tsara tarehy izy. Dia hoy i Jehovah: “Mitsangàna, ka hosory izy, fa io no izy!”+