2 Samoela 2:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tany koa izy telo mirahalahy zanak’i Zeroia:+ I Joaba+ sy Abisay+ ary Asahela.+ Ary haingam-pandeha toy ny gazela+ any an-tsaha i Asahela. 2 Samoela 3:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Koa i Joaba sy Abisay+ rahalahiny no namono an’i Abnera,+ noho ny namonoany ho faty an’i Asahela rahalahin’izy ireo tany an’ady, tany Gibeona.+ 2 Samoela 23:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Anisan’ireo telopolo lahy koa i Asahela+ rahalahin’i Joaba, Elanana+ zanak’i Dodo avy any Betlehema,
18 Tany koa izy telo mirahalahy zanak’i Zeroia:+ I Joaba+ sy Abisay+ ary Asahela.+ Ary haingam-pandeha toy ny gazela+ any an-tsaha i Asahela.
30 Koa i Joaba sy Abisay+ rahalahiny no namono an’i Abnera,+ noho ny namonoany ho faty an’i Asahela rahalahin’izy ireo tany an’ady, tany Gibeona.+
24 Anisan’ireo telopolo lahy koa i Asahela+ rahalahin’i Joaba, Elanana+ zanak’i Dodo avy any Betlehema,