4 Nifampitohy tamin’ny lavan’ilay trano ny tilikambo fidirana,+ ka roapolo hakiho ny lavany sady niraikitra tamin’ny sakan’ilay trano, ary roapolo amby zato hakiho ny haavony. Ary nopetahan’i Solomona takela-bolamena tsy misy fangarony ny tao anatiny.